Teny iditra afaingoka (faingoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao mifaingoka, mifaraingo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be made to be bent, to be made to be crooked, as a hook. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : afaingoka, afaingoko, afaingokao, afaingony, afaingotsika, afaingokay, afaingokareo, afaingokan', afaingokan-, afaingokam-
Ny lasa : nafaingoka, nafaingoko, nafaingokao, nafaingony, nafaingotsika, nafaingokay, nafaingokareo, nafaingokan', nafaingokan-, nafaingokam-
Ny hoavy : hafaingoka, hafaingoko, hafaingokao, hafaingony, hafaingotsika, hafaingokay, hafaingokareo, hafaingokan', hafaingokan-, hafaingokam-
Filaza mandidy : afaingohy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19