Teny iditra | aelo (elo) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ampiasaina hatao elo; iarovana amin' ny hainandro na ny orana: Ravin' ampanga no naelon' ny ankizy ny zazavavy nanao fampitaha [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | aelo, aleo, aloe, aole, elao |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |