Teny iditra adingina (dingina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atsangana henjana mahitsy: Nadingin' ny alika ny rambony dia lasa izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be made to have more than, to be made to go beyond [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : adingina, adingiko, adinginao, adinginy, adingintsika, adinginay, adinginareo, adingin', adingin-, adingim-, adingi-
Ny lasa : nadingina, nadingiko, nadinginao, nadinginy, nadingintsika, nadinginay, nadinginareo, nadingin', nadingin-, nadingim-, nadingi-
Ny hoavy : hadingina, hadingiko, hadinginao, hadinginy, hadingintsika, hadinginay, hadinginareo, hadingin', hadingin-, hadingim-, hadingi-
Filaza mandidy : adingino

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/08