Teny iditra adingana (dingana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Ahoatra, adika: Aza adingana ny lohan-drainao ny sahafa, anaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Used of that which is made to overstep [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : adingana, adingako, adinganao, adingany, adingantsika, adinganay, adinganareo, adingan', adingan-, adingam-, adinga-
Ny lasa : nadingana, nadingako, nadinganao, nadingany, nadingantsika, nadinganay, nadinganareo, nadingan', nadingan-, nadingam-, nadinga-
Ny hoavy : hadingana, hadingako, hadinganao, hadingany, hadingantsika, hadinganay, hadinganareo, hadingan', hadingan-, hadingam-, hadinga-
Filaza mandidy : adingano

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19