Teny iditra | adidina (adidy) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsinina, omena tsiny [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be charged with responsibility, to be liable to be blamed for, censured. [1.2] | ||||||||
To be blamed [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on blâme [1.3, 1.8] | ||||||||
Qu'on censure [1.3] | |||||||||
Ohatra | noho ny nilazany ny amin' ny fiezahan' aina jamba, tsy manan-java-kendrena fa dia mitosaka ho azy tsy azo adidina, tsy manana adidy.
[2.285] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |
![]() |