Teny iditra | adaraboka (daraboka (daboka)) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Azera mafy amin' ny tany: Nadaraboky ny namany teo amin' ny tany izy [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Used of anything thrown down violently [1.2] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu’on jette en bas, qu'on précipite [1.3] | ||||||||
Ohatra | Hita ny vokatry ny herin' ny fitiavana teo amin' ny vehivavy: misy lehilahy nanan-daza nefa nadarabony
[2.245] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |