Teny iditra aboraraka (boraraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Araraka be: Naborarany teo daholo ny ranomainty [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Used of that which is poured out or spilled [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : aboraraka, aborarako, aborarakao, aborarany, aboraratsika, aborarakay, aborarakareo, aborarak', aborara-
Ny lasa : naboraraka, naborarako, naborarakao, naborarany, naboraratsika, naborarakay, naborarakareo, naborarak', naborara-
Ny hoavy : haboraraka, haborarako, haborarakao, haborarany, haboraratsika, haborarakay, haborarakareo, haborarak', haborara-
Filaza mandidy : aboraraho

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19