Teny iditra | abafoka (bafoka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Avala hitsilailay eo am-pandriana: Aiza no tsy ho kamo i Solo kely? Zavatra abafok' i reniny hatramin' ny valo maraina ny adala lahy [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on laisse se vautrer [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | abafoka, abofaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |