Teny iditra aaloka (aloka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao fialofana: Ireto ampanga ireto aaloka ny zanakazo [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : aaloka, aaloko, aalokao, aalony, aalotsika, aalokay, aalokareo, aalok', aalo-
Ny lasa : naaloka, naaloko, naalokao, naalony, naalotsika, naalokay, naalokareo, naalok', naalo-
Ny hoavy : haaloka, haaloko, haalokao, haalony, haalotsika, haalokay, haalokareo, haalok', haalo-
Filaza mandidy : aalofy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19