Teny iditra varahina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karaza-metaly menamena azo anjahina ary azo taritina ho tariby izay ampiasaina betsaka, indrindra amin'ny fampitana ny herim-baratra amin'ny elektrisite. [1.1]
 Metaly mora fisahina sy folesina [1.13]
Fanazavàna teny anglisy Copper, brass [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Cuivre, bronze [1.8]
 Cuivre [1.5, 1.13]
Marika iraisam-pirenena  Cu [3.1]
Ohatra Niaraka aminy, nisy bala varahina iray boaty baoritra. [2.472]
Voambolana 
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Tsanganana sy sary iray takila Fisokajiana miherina
Lahatsoratra 

Teny iditra Varahina (varahina)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -17.7666667, 48.8

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14