Teny iditra Tankarana
Singan-teny t~ ; harana
Sokajin-teny anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy [ Antankarana ] Foko kely amin' ny tendrony avaratr' i Madagasikara, izay mitoetra amin' ny tany manaraka ny tsipika tomandavana avy eo Ampasimena (andrefana) ka hatrany Vohemaro (atsinanana); mpiompy sy mpamboly ny Antankarana. Tanàn-dehibe: Antsiranana, Vohemaro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ Antankarana ] Those who dwell in the northern part of the island. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay [ Antankarana ] Tribu qui occupe le nord de l'île, suivant une ligne qui irait d'Ambato, à l'ouest, à Vohemar à l'est. Débarqués sur la côte est à une époque difficile à préciser, les ascendants de cette tribu seraient montés vers le nord dans l'Androna, puis, sous les poussées successives des Hova et des Sakalava, dans le Boina et le long de la côte nord-ouest jusque dans la presqu'île d'Ampasimena, pour s'établir en définitive aux abords des monts de l'Ankarana, d'où leur nom. C'est une peuplade d'excellents pasteurs et de cultivateurs. Ville principale: Diego-Suarez. Leur nombre s'élèverait seulement à 41 895. [1.11]
 Population de l'extrême sud de Mad [...] [tohiny 1.5]
Ohatra 
1Ny taranak' Ihavimasina sy Rafonimanta nànao toko iray natao hoe Tankarana. [2.508]
2Ny saina antankarana dia fotsy misy sarim-bolan-tsinana sy kintana enin-drantsana samy mena. [2.508]
Voambolana 
Lohateny Contes Antakarana
Tsipelina hafa 
Tsanganana sy sary iray takila Tenim-pirenenana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/03