|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Ramososa |
| Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Ohatra |
3 Be karazana ny odi-havandra, misy avy amy ny Ratsisimba, misy avy amy ny Ratsisompatra, misy avy amy ny Kelimahery, misy avy amy ny Rabehaza, misy avy amy ny Rafaroratra, misy avy amy ny ramososa.
[2.48#220]
|
| Voambolana | 4 Finoana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|