Teny iditra Polycardia
Sokajin-teny anarana
Anarana ara-paritra 
Polycardia lateralis fanazavandrano, hazomamoandravina, mamoandravina, mamoniravina, tsiraraposa
Polycardia libera hazoanjovy, matambelona
Polycardia phyllanthoides fandrianakanga, mamoandravina
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/21