Teny iditra | jobily | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fitsingerenan' ny faha-50 taonan' ny mariazy, na faha-50 taona nanaovana raharaha iray, naharetana amin' ny asa iray [1.1] | |
Voambolana | Fotoana | |
Ny fihaviany | Frantsay: jubilé. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |