Teny iditra Cadaba
Sokajin-teny anarana
Anarana ara-paritra 
Cadaba madagascariensis maintifo, tsiarianeliatsy, tsiariarianalotsy
Cadaba virgata fandriandambo, hazomasina, irakoka, maintifo, tsiantsohilotsy, tsiariarianalotsy, tsiarinaliotsa
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/21