|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  andrevola
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3 nom d'une espèce d'arbre [Tankarana] [1.19]
4 (comme andravola) Asteropeia amblyocarpa Tul. et Asteropeia multiflora Thouars (Asteropeiaceae). Bois dur et lourd. Produit une sorte de gomme-résine. On en fait des torches [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  5  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/2)8  Andrevola
Sokajin-teny  9  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Ohatra  10  Izy no rain' ny andrevola nanjaka tany Fiherenana. [2.508#]
11  Tsy nitsahatra ny adiady teo amin'ireo taranaky ny andrevola. [2.606#]
12  Niady matetika tamin'ny Voroneoke sy ny andrevola Andriandahifotsy. [2.508#]
Voambolana  13  Tantara: olona

Fivaditsoratra  andrevola, Andrevola

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/13