Fizahan-teny

Ohabolana : tsindranolahy

Ohabolana 1Toy ny tsindranolahy an-keniheny: ka ny tamana miray ihany no miray. [2.165 #246]
Tsindranolahy an-keniheny : ka ny tama-miray ihany no miray. [2.558 #4440]
Tsindranolahy ankeniheny: ny tama-miray ihany no miray. [2.653, 1.1]
Fanazavana malagasyNy mitovitovy toetra sy saina ihany no miaraka. Izay miaraka amin' ny mpiasa dia mpiasa, izay miaraka amin' ny amboalambo dia amboalambo. [1.1]
Dikanteny frantsayComme des sauterelles dans un marais: ce sont ceux qui ont l' habitude d' être ensemble qui vont ensemble. [2.165 #246]

Fizahan-teny