Fizahan-teny

Ohabolana : sahazany

Ohabolana 1Kapiteny rainazy : mitoto vary ho any ny sahazany. [2.653 #1233]
Kapiteny rainazy: mitoto vary ho an' ny sahazany. [2.558 #1598, 1.1]
Fanazavana malagasyNy olona mpiasabe no matetika malemy loatra ka izy indray no manao ny anjara asan' ny olona eo ambany fifehezany. [1.1]

Fizahan-teny