Fizahan-teny

Ohabolana : makarakara

Ohabolana 1Ny azo amin' ny makarakara mivoaka amin' ny loadoaka. [1.1]
Fanazavana malagasyIzay azo amin' ny tsy rariny matetika lany amin' ny tsinontsinona. [1.1]

Ohabolana 2Novoriana tamin' ny makarakara, ka nitsika (nitete) tamin' ny loadoaka. [2.558 #182]

Fizahan-teny