Fizahan-teny

Ohabolana : kotrok' orana

Ohabolana 1Kotrokorana : ny voaloliany ihany no mahamanina, fa ny aoriana tselatra sy varatra be ihany. [2.974 #132]
Dikanteny frantsayLe mariage est comme le tonnerre : les premiers coups font soupirer d’aise, puis ce sont des éclairs et des éclats. [2.974 #132]

Ohabolana 2Manao kotrokorana, tahaka ny tafi-lamba Avara-dRova. [2.653 #1545]
Manao kotrok' orana, tahaka ny tafi-lamban' Avaradrova. [2.558 #2001]

Ohabolana 3Ny fanambadiana tahaka ny kotrokorana : ny voalohany ihany no mahamanina, fa ny aoriana tselatra sy varatra be ihany. [2.653]
Ny fanambadiana toy ny kotrok' orana, ny voalohany no mahamanina fa aoriana mampanahy. [2.558 #2955]

Fizahan-teny