Fizahan-teny

Ohabolana : kankana

Ohabolana 1Aza manao kitoza mampihetsika olitra. [2.653 #473, 2.558]
Aza manao kitoza mampihetsika sakafo manaitra kankana. [2.558]

Ohabolana 2Mikorisarisa ohatra ny fandehan-kankana. [2.558]
Mikorisarisa toy ny fandehan-kankana. [2.165 #1254, 2.653 #1782]
Dikanteny frantsayMarcher en glissant sur (ou frottant) la terre comme un ver. [2.165 #1254]

Fizahan-teny