Toko sy andininy momba Rofosy

  The Gospel according to Mark Marka Marka L'Évangile selon Saint Marc
...............
Mar / Mk 15.21 And they compel one Simon a Cyrenian, who passed by, coming out of the country, the father of Alexander and Rufus, to bear his cross. Ary Simona Kyreniana (rain' i Aleksandro sy Rofosy) izay nandalo avy tany an-tsaha, no notereny hitondra ny hazo fijalian' i Jesosy. Ary nisy lehilahy Sireneana atao hoe Simona, rain' i Aleksandra sy Rofosy, nandalo avy any an-tsaha, dia noteren' izy ireo hilanja ny hazo fijaliany, Et ils requièrent, pour porter sa croix, Simon de Cyrène, le père d' Alexandre et de Rufus, qui passait par là, revenant des champs.

  Letter to the Romans Romanina Romana Épître de Saint Paul aux Romains
...............
Rom / Rm 16.13 Salute Rufus chosen in the Lord, and his mother and mine. Veloma amin' i Rofosy, ilay voafidy ao amin' ny Tompo, ary amin' ny reniny sy reniko. Veloma any amin' i Rofosa olo-malaza ao amin' ny Tompo, sy any amin-dreniny izay reniko koa. Saluez Rufus, cet élu dans le Seigneur, et sa mère qui est aussi la mienne.