Toko sy andininy momba Alosy

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 33.13 And they departed from Dophkah, and encamped in Alush. Ary nony niala tao Dopka izy, dia nitoby tao Alosy. Niala tao Dafkà izy, dia nitoby tao Alosy. Ils partirent de Dophka et campèrent à Alush.
Nom / Fan 33.14 And they removed from Alush, and encamped at Rephidim, where was no water for the people to drink. Ary nony niala tao Alosy izy, dia nitoby tao Refidima; ary tsy nisy rano tao hosotroin' ny olona. Niala atao Alosy izy, dia nitoby tao Rafidima, ary tsy nisy rano tao hosotroin' ny vahoaka. Ils partirent d' Alush et campèrent à Rephidim ; le peuple n' y trouva point d' eau à boire.