Toko sy andininy momba Hobaba

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 10.29 And Moses said unto Hobab, the son of Raguel the Midianite, Moses' father in law, We are journeying unto the place of which the Lord said, I will give it you: come thou with us, and we will do thee good: for the Lord hath spoken good concerning Israel. Dia hoy Mosesy tamin' i Hobaba, zanak' i Regoela Midianita, rafozan' i Mosesy: Izahay izao dia mandeha hankany amin' ny tany izay nolazain' i Jehovah hoe: Homeko anareo izy; andeha hiaraka aminay ianao, dia hasianay soa; fa Jehovah efa nilaza soa ny amin' ny Isiraely. Ary hoy Moizy tamin' i Hobaba zana-dRagoela, Madianita, rafozan' i Moizy: Ny dianay izao, dia ho any amin' ny tany nolazain' ny Tompo hoe: Homeko anareo izy. Koa andeha hiaraka aminay, fa hasianay soa hianao, satria Iaveh efa nampanantena ny hanisy soa an' Israely. Moïse dit à Hobab, fils de Réuel le Madianite, son beau-père : " Nous partons pour le pays dont Yahvé a dit : Je vous le donnerai. Viens avec nous, et nous te ferons du bien, car Yahvé a promis du bonheur à Israël. " -
Nom / Fan 10.30 And he said unto him, I will not go; but I will depart to mine own land, and to my kindred. Fa hoy kosa izy taminy: Tsy handeha aho; fa hody any amin' ny taniko sy ny havako. Fa izao no navalin' i Hobaba azy: Tsy handeha aho, fa hody amin' ny taniko sy ny havako. " Je ne viendrai pas, lui répondit-il, mais j' irai dans mon pays et dans ma parenté. " -

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 4.11 Now Heber the Kenite, which was of the children of Hobab the father in law of Moses, had severed himself from the Kenites, and pitched his tent unto the plain of Zaanaim, which is by Kedesh. Ary Hebera Kenita efa nisaraka tamin' ny Kenita izay avy amin' ny taranak' i Hobaba, zaodahin' i Mosesy, ary nilasy ambara-pahatongany teo amin' ny hazo terebinta ao Zananima, izay eo anilan' i Kadesy. Hebera ilay Kineana, dia nisaraka tamin' ny Kineana tarakan' i Hobaba, zaodahin' i Moizy ka nilasy hatrany amin' ny aoka any Senima, akaikin' i Kedesy. Héber, le Qénite, s'était séparé de la tribu de Qayîn et du clan des fils de Hobab, beau-père de Moïse; il avait planté sa tente près du chêne de Çaanannim, non loin de Qédesh.