Toko sy andininy momba Aristarko

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 19.29 And the whole city was filled with confusion: and having caught Gaius and Aristarchus, men of Macedonia, Paul' s companions in travel, they rushed with one accord into the theatre. Ary nanerana ny tanàna ny tabataba; ary rehefa nisarika an' i Gaio sy Aristarko, lehilahy Makedoniana niara-dia tamin' i Paoly, izy, dia niray saina niriotra ho ao an-trano filalaovana. Vetivety foana dia nanerana ny tanàna ny tabataba; nindaosin' ny olona i Gaiosa sy Aristarka avy any Masedonia izay niaradia tamin' i Paoly, ka nimaona nankany an-trano filalaovana izy rehetra. Le désordre gagna la ville entière. On se précipita en masse au théâtre, y entraînant les Macédoniens Gaïus et Aristarque, compagnons de voyage de Paul.
...............
Asa 20.4 And there accompanied him into Asia Sopater of Berea; and of the Thessalonians, Aristarchus and Secundus; and Gaius of Derbe, and Timotheus; and of Asia, Tychicus and Trophimus. Ary niaraka taminy hatrany Asia Sopatera, zanak' i Pyro, avy any Beria, ary Aristarko sy Sekondo avy any Tesalonika, ary Gaio avy any Derbe, ary Timoty, ary Tykiko sy Trofimo avy any Asia. Ary ireto no niaraka taminy hatrany Asia: Sopatera zanak' i Pirosa avy any Berea, Aristarka sy Sekondosa avy any Tesalonika, Gaiosa avy any Derbe, ary Timpote sy Tisika sy Tromfima avy any Asia. Il avait pour compagnons Sopatros, fils de Pyrrhus, de Bérée ; Aristarque et Secundus, de Thessalonique ; Gaïus, de Dobérès, et Timothée, ainsi que les Asiates Tychique et Trophime.
...............
Asa 27.2 And entering into a ship of Adramyttium, we launched, meaning to sail by the coasts of Asia; one Aristarchus, a Macedonian of Thessalonica, being with us. Ary rehefa nirotsaka an-tsambo avy any Adramytena izay efa handeha hitety ny sisin-tanin' i Asia izahay, dia lasa nandeha; ary niaraka taminay Aristarko Makedoniana avy any Tesalonika. Dia niakatra tamin' ny sambo anankiray avy any Adramita hanaraka ny sisin-tanin' i Asia izahay, ka nony voampakatra ny vatofantsika, dia niainga; ary niaraka taminay koa Aristarka Masedoniana avy any Tesalonika. Nous montâmes à bord d' un vaisseau d' Adramyttium qui allait partir pour les côtes d' Asie, et nous prîmes la mer. Il y avait avec nous Aristarque, un Macédonien de Thessalonique.

  Letter to the Colossians Kolosianina Kolosiana Épître de Saint Paul aux Colossiens
...............
Kol 4.10 Aristarchus my fellowprisoner saluteth you, and Marcus, sister' s son to Barnabas, (touching whom ye received commandments: if he come unto you, receive him;) Manao-veloma anareo Aristarko, mpiara-mifatotra amiko, sy Marka, havan' i Barnabasy (ny aminy dia efa nandidiana anareo, ka raha tonga atý aminareo izy, dia raiso), Manao veloma anareo Aristarko, mpiara-mifatotra amiko, sy Marka, zanak' anabavin' i Barnabe (efa nahazo didy ny amin' izy hianareo, ka raiso tsara izy raha tonga atý aminareo). Aristarque, mon compagnon de captivité, vous salue, ainsi que Marc, le cousin de Barnabé, au sujet duquel vous avez reçu des instructions : s' il vient chez vous, faites-lui bon accueil.

  Letter to Philemon Filemona Filemona Épître de Saint Paul à Philémon
...............
Flm / Filem 1.24 Marcus, Aristarchus, Demas, Lucas, my fellowlabourers. sy Marka sy Aristarko sy Demasy ary Lioka, mpiara-miasa amiko. sy Marka, sy Aristarka sy Demasy, ary Lioka, izay mpiara-miasa amiko.