Toko sy andininy momba Migrona

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
...............
1Sm / 1Sam 14.2 And Saul tarried in the uttermost part of Gibeah under a pomegranate tree which is in Migron: and the people that were with him were about six hundred men; Ary Saoly nitoetra tao an-tsisin' i Gibea teo ambanin' ny hazo ampongabendanitra any Migrona; ary ny vahoaka teo aminy dia tokony ho enin-jato lahy; Saola nitoetra teo an-tsisin' i Gabaà, ambanin' ilay ampongabendanitra any Magrona, ary sahabo ho enin-jato lahy ny vahoaka teo aminy. Saül était assis à la limite de Géba, sous le grenadier qui est près de l' aire, et la troupe qui était avec lui était d' environ six cents hommes.

  Book of Isaiah Isaia Izaia Livre d'Isaïe
...............
Isa / Iz 10.28 He is come to Aiath, he is passed to Migron; at Michmash he hath laid up his carriages: Injao! tonga any Aiata izy, mamaky an' i Migrona izy ary mametraka ny entany ao Mikmasy, Iny izy tonga ao Ajata, efa mamaky an' i Magrona, mametraka ny entany ao Makmasy. Il est arrivé sur Ayyat, il a passé à Migrôn, à Mikmas il a laissé ses bagages.