Toko sy andininy momba Parana

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 21.21 And he dwelt in the wilderness of Paran: and his mother took him a wife out of the land of Egypt. Ary nonina tany an-efitra Parana izy ka nakan' ny reniny vady avy tany amin' ny tany Egypta izy. Nonina tany amin' ny efitra Faràna izy; ary nangalan-dreniny vady avy amin' ny tany Ejipta. Il demeura au désert de Parân et sa mère lui choisit une femme du pays d'Égypte.

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 10.12 And the children of Israel took their journeys out of the wilderness of Sinai; and the cloud rested in the wilderness of Paran. Dia niainga tany an-efitr' i Sinay ny Zanak' Isiraely ka nandroso, ary ny rahona nijanona tany an-efitra Parana. Ka nanohy ny diany ny zanak' Israely, dia niala tao amin' ny efitra Sinaia, ary tany amin' ny efitra Faràna no nijanona ny rahona. Les Israélites partirent, en ordre de marche, du désert du Sinaï. C' est au désert de Parân que la Nuée s' arrêta.
...............
Nom / Fan 12.16 And afterward the people removed from Hazeroth, and pitched in the wilderness of Paran. Ary rehefa afaka izany, dia niainga niala tany Hazerota ny olona ka nitoby tany an-efitra Parana. Nony afaka izany, dia niainga niala tao Hazerota ny vahoaka ka nitoby tao amin' ny efitra Faràna. Puis le peuple partit de Haçérot, et alla camper dans le désert de Parân.
...............
Nom / Fan 13.3 And Moses by the commandment of the Lord sent them from the wilderness of Paran: all those men were heads of the children of Israel. Ary Mosesy dia naniraka azy hiala any an-efitra Parana, araka ny didin' i Jehovah; ary samy lohan' ny firenen' ny Zanak' Isiraely ireo lehilahy rehetra ireo. Dia nirahin' i Moizy avy ao amin' ny efitra Faràna, araka ny didin' ny Tompo, izy ireo; ary samy filohan' ny zanak' Israely avokoa ireo lehilahy rehetra ireo. Sur l' ordre de Yahvé, Moïse les envoya du désert de Parân. Ces hommes étaient tous chefs des Israélites.
...............
Nom / Fan 13.26 And they went and came to Moses, and to Aaron, and to all the congregation of the children of Israel, unto the wilderness of Paran, to Kadesh; and brought back word unto them, and unto all the congregation, and shewed them the fruit of the land. Dia nankeo amin' i Mosesy sy Arona ary ny fiangonana, dia ny Zanak' Isiraely rehetra, tany an-efitra Parana izy, dia tany Kadesy, ka nitondra teny taminy sy ny fiangonana rehetra sady naneho azy ny vokatry ny tany. Tonga izy, dia nanatona an' i Moizy sy Aarona, mbamin' ny fiangonan' ny zanak' Israely rehetra, tao Kadesy tany an' efitra Faràna. Nanao filazana taminy sy tamin' ny fiangonana rehetra izy ireo ary naneho ny vokatry ny tany taminy. Ils allèrent trouver Moïse, Aaron, et toute la communauté d' Israël, dans le désert de Parân, à Cadès. Ils leur firent leur rapport, ainsi qu'à toute la communauté, et leur montrèrent les produits du pays.

  Deuteronomy Fifanekena na Detoronomia Fifanekena na Detoronomy Le Deutéronome
Deo / Dt 1.1 These be the words which Moses spake unto all Israel on this side Jordan in the wilderness, in the plain over against the Red sea, between Paran, and Tophel, and Laban, and Hazeroth, and Dizahab. IZAO no teny izay nolazain' i Mosesy tamin' ny Isiraely rehetra tany an-dafin' i Jordana, tany an-efitra, dia tany amin' ny tani-hay tandrifin' i Sofa, tanelanelan' i Parana sy Tofela sy Labana sy Hazerota ary Dizahaba. Izao no teny nataon' i Moizy tamin' ny zanak' Israely rehetra tany an-dafin' i Jordany tany an' efitra, tany Arabaha, tandrifin' i Sofa, anelanelan' i Faràna, Tofela, Labana, Haserota sy Di-Zahaba. Voici les paroles que Moïse adressa à tout Israël au-delà du Jourdain, dans le désert, dans la Araba, en face de Suph, entre Parân et Tophel, Labân, Haçérot et Di-Zahab. -
...............
Deo / Dt 33.2 And he said, The Lord came from Sinai, and rose up from Seir unto them; he shined forth from mount Paran, and he came with ten thousands of saints: from his right hand went a fiery law for them. Hoy izy: Jehovah avy tao Sinay, Ary niseho taminy avy tany Seïra; Niposaka namirapiratra avy tany an-tendrombohitra Parana Izy; Ary avy tao amin' ny masiny tsy omby alinalina; Ary teo ankavanany nisy lalàn' afo ho an' ireo. Hoy izy: Tonga avy tany Sinaia Iaveh, niposaka ho azy ireo avy any Seira izy; namirapiratra avy ao an-tendrombohitra Farana izy, ary nivoaka teo afovoan' ny masina tsy omby alinalina; ary nitselatra ho azy ireo avy eo ankavanany ny tsirim-pahazavana. Il dit : Yahvé est venu du Sinaï. Pour eux, depuis Séïr, il s' est levé à l' horizon, il a resplendi depuis le mont Parân. Pour eux, il est venu depuis les rassemblements de Cadès, depuis son midi jusqu' aux Pentes.

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
1Sm / 1Sam 25.1 And Samuel died; and all the Israelites were gathered together, and lamented him, and buried him in his house at Ramah. And David arose, and went down to the wilderness of Paran. Ary maty Samoela ka nivory Isarely rehetra dia nitomaniany izy sy naleviny tao amin' ny fonenany, any Ramà. Tamin' izany dia nitsangana Davida ary nidina nankany an' efitr' i Faràna. Samuel mourut. Tout Israël s' assembla et fit son deuil; on l' ensevelit chez lui à Rama. David partit et descendit au désert de Maôn.

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 11.18 And they arose out of Midian, and came to Paran: and they took men with them out of Paran, and they came to Egypt, unto Pharaoh king of Egypt; which gave him an house, and appointed him victuals, and gave him land. Ary niainga niala tany Midiana ireo ka tonga tany Parana; dia naka olona avy tany Parana homba azy izy ka nankany Egypta ho any amin' i Farao, mpanjakan' i Egypta, izay nanome azy trano sy tany sady nilaza hanome hanina azy koa. Nony niala tany Madiana izy, dia nankany Farana, ary naka olona avy tao Farana hiaraka aminy izy ireo, dia tonga tany Ejipta ao amin' i Faraona mpanjakan' i Ejipta, ka nomen' izy io trano Adada, namononany fivelomana, sady notolorany tany. Ils partirent de Madiân et arrivèrent à Parân ; ils prirent avec eux des hommes de Parân et allèrent en Égypte auprès de Pharaon, roi d'Égypte, qui lui donna une maison, assura son entretien et lui assigna une terre.

  Book of Habakkuk Habakòka Habakòka Livre d'Habaquq
...............
Hab 3.3 God came from Teman, and the Holy One from mount Paran. Selah. His glory covered the heavens, and the earth was full of his praise. Tamy avy any Temana Andriamanitra, Dia ny iray Masina avy any an-tendrombohitra Parana. [Sela] Manarona ny lanitra ny voninahiny, Ary manenika ny tany ny fiderana Azy. Tamy avy any Temàna Andriamanitra, ary avy any an-tendrombohitra Faràna ilay Masina (Selà). Nanarona ny lanitra ny fiandrianany; ary nameno ny tany ny voninahiny. Éloah vient de Témân et le Saint du mont Parân. Sa majesté voile les cieux, la terre est pleine de sa gloire.