Toko sy andininy momba Hispania

  Letter to the Romans Romanina Romana Épître de Saint Paul aux Romains
...............
Rom / Rm 15.24 Whensoever I take my journey into Spain, I will come to you: for I trust to see you in my journey, and to be brought on my way thitherward by you, if first I be somewhat filled with your company. raha mankany Spania; fa manantena hahita anareo amin' ny alehako aho ka haterinareo ho any, rehefa afakafaka ny alaheloko anareo. dia manantena hahita anareo aho, rahefa mandalo ho any Hispania, ka hiara-mipetraka kelikely aminareo, fa rahefa afakafaka ny alaheloko no vao haterinareo any. quand je me rendrai en Espagne... Car j' espère vous voir en cours de route et être mis par vous sur le chemin de ce pays, une fois que j' aurai un peu savouré la joie de votre présence.
...............
Rom / Rm 15.28 When therefore I have performed this, and have sealed to them this fruit, I will come by you into Spain. Ary rehefa vitako izany, ka voatolotro azy soa aman-tsara izany vokatra izany, dia hihazo any aminareo aho, raha mankany Spania. Raha vao vitako io raharaha io, ka voapetraka eo am-pelatànan' izy ireo izany vokatra izany, dia hiainga aho any Hispania aho ka hihazo any aminareo. Quand donc j' aurai terminé cette affaire et leur aurai remis officiellement cette récolte, je partirai pour l' Espagne en passant par chez vous.