Toko sy andininy momba Mileto

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 20.15 And we sailed thence, and came the next day over against Chios; and the next day we arrived at Samos, and tarried at Trogyllium; and the next day we came to Miletus. Ary rehefa niondrana an-tsambo niala teo izahay, dia tonga tandrifin' i Kio nony ampitso; ary nony ampitso indray dia niantsona tao Samo; ka tonga tany Mileto izahay nony ampitson' iny. Niondrana an-tsambo avy eo izahay, dia tonga tandrifin' i Kiao ny ampitso, ary nitody tao Samosy ny ampitson' izay, vao tonga tany Mileto ny ampitson' iny indray. De là, nous repartîmes le lendemain et parvînmes devant Chio. Le jour suivant, nous touchions à Samos, et, après nous être arrêtés à Trogyllion, nous arrivions le jour d' après à Milet.
...............
Asa 20.17 And from Miletus he sent to Ephesus, and called the elders of the church. Ary raha tany Mileto Paoly, dia naniraka hankany Efesosy izy ka nampaka ny loholon' ny fiangonana hankeo aminy. Raha mbola tany Mileto izy, dia naniraka hankany Efezy, nampaka an' ireo Pretran' ny Fiangonana. De Milet, il envoya chercher à Éphèse les anciens de cette Église.

  2nd Letter to Timothy 2 Timoty Timote II 2ème Épître de Saint Paul à Timothée
...............
2Tm 4.20 Erastus abode at Corinth: but Trophimus have I left at Miletum sick. Erasto nitoetra tany Korinto; fa Trofimo nilaozako tany Mileto, satria narary izy. Nijanona any Korinto i Erasta; ary navelako any Mileto i Trofimo fa narary. Éraste est resté à Corinthe. J' ai laissé Trophime malade à Milet.