Teny iditra zafin-dohalika
Singan-teny zafy ; lohalika
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Zanaky ny zafiafy, na taranaka fahefatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay La quatrième génération [1.3]
 [ zafindohalika ] Quatrième génération [1.54]
Ohatra Tsy tokony hatao hahakivy anefa io toe-javatra farany io fa mainka koa aza isika tokony hanomboka tsy misy hataka andro ny raharaha rahatiana ny hioty ny « vokany » ny zafindohalika. [4.27]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08