Teny iditra vaninandro
Singan-teny vany ; andro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny andro sy volana ary taona nitrangan-javatra na nanaovana asa iray: Ny vaninandro 26 Jona 1960 no nahazoan' i Madagasikara ny fahaleovantenany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Temps fixe, jour fixé [1.3]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/21