Teny iditra | tsovaka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Main-javatra mahamay -- na rano mangotraka izany na vy mivaivay -- ka miendaka ny hoditra ary miseho ny nofo [1.1] | |||||||||||||||
Voambolana | Fahasalamana | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |