Teny iditra | tsararàka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ny feon' ny akanga somary lavareny. Feo migadragadra na mikiririoka somary farimparina Feon' ny rano mivoaka ny fantsona [1.1] | |||||||||||||||
Voambolana | Feo | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tsararàka io | |||||||||||||||
Teny iditra | tsararaka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Mahafaly] D'après Grandidier : Plante médicinale de Tuléar. Non retrouvée. [1.196] | |||||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry ~ Fahasalamana | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |