Teny iditra tokandia
Singan-teny tokana ; dia
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Biby fandre amin' ny angano izay toy ny songomby, tokana tsy mivaky ny kitrony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Autre nom du songomby, tout animal solip [...] [tohiny 1.54]
Ohatra Ary niara-nisotro teo an-doharano ny amboadia sy ny zanak' ondry, sady niara-niriaria teny amoron-ony ny ombimanga sy ny tokandia. [2.5]
Voambolana 
Tovy hevitra songomby
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24