Teny iditra teolojia
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [frantsay théologie] Sampam-pahalalana ianarana momba ny fivavahana sy izay mikasika an' Andriamanitra, ny foto-pampianaran' ny antokom-pinoana samihafa [1.1]
Voambolana 
Lohateny Teolojia tsotsotra (Randzavola Henri)
Ny fihaviany Frantsay: théologie.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31