Teny iditra tarazo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra mihantona mikiraviravy, toy ny voankazo
Teny na kabary na raharaha maharitra, tsy tapaka, na dia azo faranana vetivety aza
Taranaka efa lavitra elanelana aty aoriana, taranaka mifandimby mitohy hatrany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay état d'une chose suspendue, comme le baromètre, les fruits
Paroles, discours, affaires qui traînent en longueur; un fait, une action qui passe en habitude, qui fait usage [1.3]
Kamban-teny 

Teny iditra tarazo
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Fomba na talenta na kilema nolovana [1.78]
 Zavatra efa lasa fahazarana ka mety ho tonga fomba mihitsy: Efa lasa tarazo ity fanaon' ny ankizy mifoka sigara mbola kely ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Hereditary [1.2]
Kamban-teny 

Teny iditra tarazo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Karazan-taovolo na randrana [1.78]
Voambolana 

Teny iditra tarazo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetra nolovana hita ao amin'ny krômôzôma [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Hérédité, génotype; patrimoine héréditaire [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra zenôtipa
Kamban-teny 

Teny iditra tarazo
Sokajin-teny mpamaritra
Sampanteny 
 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16