Teny iditra taonjato
Singan-teny taona ; zato
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Siècle [1.66, 1.5]
Ohatra 
1Naharitra taonjato vitsivitsy tao Ankarana izy. [2.508]
2Taonjato fahavalo teo ho eo no niantombohan' izany fifandraisana izany. [2.366]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16