Teny iditra tandomitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan' aretina mahatonga ny hoditra handrotsirotsy sy hivotrovotro mitapelaka noho ny fitohanana na koa matetika noho ny tsy fahazakan' ny tena karazan-kanina iray, toy ny trondro [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Urticaire, petite éruption cutanée provenant du froid [1.3]
 Urticaire, petite éruption cutan& [...] [tohiny 1.54]
 Urticaire [1.13]
Voambolana 
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31