Teny iditra | tananivoho | ||||
Singan-teny | tanana ; ivoho | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fomban-drandram-bolo fanaon' ny vehivavy any anivon-tany andavanandro; toy izao no fanaovana azy: zaraina amin' ny soritra afovoany ny volo ka mizara roa, dia atambatra amin' ny randran-telo ny laniny roa avy, ary dia ireo randrana ireo no atambatra ao ivoho [1.1] | ||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Fandram-bolo | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/27 |