Teny iditra |
tambavy
(vavy)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Anaran' aretina mahazo ny zaza izay heverina fa avy amin' ny vehivavy reniny niteraka azy ihany Fanafodin-jaza amboarin' ny mpanao fanafody na mpanao raokandro: Misotro tambavy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A disease (or ill-luck!) of infants, said to be inherited from their mothers [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Maladie d'enfants supposée venir de la [...] [tohiny 1.54]
|
| (toute l'île) (de vavy : femme ; nourrice). Maladie du petit enfant dont on estime qu'elle est imputable à la mère ou à sa nourrice. Ce sont, dans la grande majorité des cas, des maladies de malnutrition. Les remèdes contre cette maladie sont appelés tambavin-jaza ou
tambavy.
[1.196]
|
Ohatra | Ary raha nihinan-tsiramamy be loatra ny zanany, dia itanehany tambavy mangidy satria mankarary, hono.
[2.470]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
tambavy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava]
(du mot tambavyNom donné à certaines plantes qui entraient, pour une part, dans la composition des tambavin-jaza.
C'était surtout :
Antidesma petiolare Tul.
et
Euphorbia hirta L. (Euphorbiaceae).
Cette dernière espèce est aussi fréquemment administrée à la mère comme galactagogue (Voir
aidinono).
[1.196]
|
Anarana siantifika | Antidesma petiolare, Euphorbia hirta |
Voambolana |
|