Teny iditra tako-pery
Singan-teny takotra ; fery
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny saron' ny fery efa ho sitrana; ra maina mivaingana eo amin' ny fery efa sitrana ka manjary toa sarona mandrakotra sy miaro azy ambarapahasitrany tanteraka [1.1]
 [ takopery ] Ra maina manakona ny fery [1.13]
Fanazavàna teny anglisy Scab; lit. the cover of a sore. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay [ takopery ] Croûte [1.13]
 Croûte de plaie [1.5]
Ohatra 
1Maina ireo fery ary lasa takopery. [2.424]
2Ilay anankiray nitsakoana ravinkazo kosa ka telo andro monja dia niendaka ny takopery. [2.643]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/21