Teny iditra | sominda (sinda) | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanapahan-tendam-biby hovonoina [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action de couper la gorge [1.3] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
| ||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny sominda io | |||||||||
Teny iditra | sominda | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Aretina mivonto izay mandoaka ny traotraoka ka mahafaty haingana [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Nom d’une tumeur, qui perce ordinairement dans le larynx et donne promptement la mort [1.3] | |||||||||
Voambolana | Fahasalamana | |||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||
Fivaditsoratra | mandiso, sominda |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |