Teny iditra sikidy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahaizana mampahalala ny ho avy na manazava ny antony nisian-javatra iray amin' ny alalan' ny fandaharana voan-tsaramaso na voan-kily, izay sarotra dia sarotra ho an' ny tsy niofana amin' izany. Misy karazany roa ny sikidy, dia ny sikidy joria ary ny sikidy alanana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The rite of divination [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Cléromancie : le sikidy, appelé sikily en dialecte côtier, est l'art divinatoire par excellence. Son nom est dérivé de l'arabe "shikl" qui signifie figure de géomancie. [2.74]
 Rite de divination [1.8]
 Art de la divination par la disposition des graines. Sur la pratique du sikidy, on peut consulter Tantaran'ny Andriana, Traduction française de l'Académie Malgache, Tome 1er, p. 157-170 (1974) [1.196]
 Sept noms se rencontrent à la fois dans le vintana et le sikidy: adalo, adimizana, alahasaty, alakaosy, alakarabo, alohotsy, asombola [3.1]
Ohatra 
1Tsy misy natao akoho sikidy tsy hambanam-by. [2.69]
2Tamin' ny Vazimba, hono, no niandohan' ny sikidy. [1.437]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Zanakanarana La Divination malgache par le Sikidy (Decary Raymond)
Tsipelina hafa 
Mpanahaka  adibijady ~ adikasajy ~ adinkisa ~ aditsimay ~ ajale ~ akabo ~ alaizany ~ alanana ~ aliziny ~ asoralahy ~ asoravavy ~ dovy ~ fahasivy ~ fahatelo ~ fahatelobe ~ fahavalo ~ filana ~ fohafoha ~ jama ~ joria ~ molahidy ~ odovy ~ ontany ~ safaray ~ saily ~ soro ~ tale ~ vontsira
Ohabolana 
Lahatsoratra 
unkLabel:: 

Teny iditra sikidy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo, Merina] Nom des graines utilisées par le mpisikidy et, par extension des espèces qui les produisent. Le plus souvent Entada chrysostachys (Benth.) Drake (Fabaceae). Les graines sont également portées comme talisman censé conjurer les mauvais sorts [1.196]
Anarana siantifika Entada chrysostachys
Voambolana 

Teny iditra sikidy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Nom donné aux amulettes et talismans fournis, à titre payant ou gratuit, par un mpisikidy [1.196]
Voambolana 

Teny iditra sikidy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] Nom donné au borona ; quand on l'emploie comme remède vétérinaire et non pour soigner les humains. Le changement de nom est considéré comme nécessaire pour maintenir les vertus de la plante. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02