Teny iditra | septambra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anaran' ny volana fahasivy amin' ny taona araka ny kalandrie, misy andro 30 [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | September [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Septembre [3.1] | |
Voambolana | Fotoana | |
Ny fihaviany | Anglisy: September. Frantsay: septembre. | |
Tsanganana sy sary iray takila | Fizaran' andro | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |