Teny iditra sandrana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] (sandraña) zavatra nafadin'ireo razana fahagola ka mbola fadin'ny taranaka ankehitriny aty aoriana indray [1.78]
  [Tambahoaka] Teny enti-milaza fady tsy azo atao mihitsy mihitsy fa raha mandika azy hiharan' ny fahafatesana irahin' ny razana amin' ny tena [1.1]
 Zavatra na hanina nanafaran'ny Razana tsy ho azo atao na hohanina [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra sandra
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31