Teny iditra sampivony
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny olona miteraka lahy sy vavy mifandimbindimby hatrany: Manao sampivony [1.1]
Voambolana 
Mpanahaka  sampibe

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31