Teny iditra sabotsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy (na Asabotsy, izay marimarina kokoa) Andro fahenina amin'ny herinandro, manaraka ny zomà ary mialoha ny alahady; andro fahatelo kosa izy teo amin'ny ntaolo malagasy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Same as asabotsy [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Samedi [1.5]
  [Tanala] Samedi [ar.: as-sabt, samedi] [1.6]
Ohatra 
1Izao no maty tamin' ny andro sabotsy. [2.48]
2Tonga nanao asa maimaim-poana izy, isaky ny sabotsy sy alahady. [1.369]
Voambolana 
Anaran-toerana 
Tsipelina hafa 
Tsanganana sy sary iray takila Fizaran' andro

Teny iditra Sabotsy
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -19.2333333, 46.7333333
-19.2333333, 47.6
-19.0833333, 47.3666667
-18.9333333, 47.3
-18.8833333, 47.9666667
-18.8, 46.9166667
-18.7333333, 47.05

Nohavaozina tamin' ny 2020/11/22