Teny iditra rotaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanehoana tsy fahafaliana ataon' olona maro, izay mamakivaky arabe ka manimba izay rehetra sendra azy
Tabataba; fikotankotana; fikorontanana, fikomiana [1.1]
Sampanteny 
 
Tovy hevitra kotaka ~ kotakotaka

Teny iditra rotaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny kibo be, toy ny kibon' ny bevohoka na ny an' ny olona matavy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Gros ventre [1.3]
Voambolana 
Sampanteny 
Tovy hevitra rotarota
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31