Teny iditra |
rehefa
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Fihasimban' ny rahefa:
Rehefa mandeha ianao, hidio ny varavarana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | When (of future time) [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Quand (temps futur) [1.8]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Zanakanarana |
|
Mpanahaka |
fony ~
nony ~
raha |
|
Teny iditra |
rehefa
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Raha afaka kelikely, rahariva:
Ho avy aho rehefa fa andraso [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Soon [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Bientôt [1.8]
|
Voambolana |
|