Teny iditra ray
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny lehilahy manan-janaka tokana na maro: i Rainilita no rain' Ibalita; ilazana koa ny olona tokotokony ho ray na tsy niteraka aza, toy ny vadin' ny reny niteraka (raikely), lehilahy nihahy sy nitaiza (ray mpitaiza), ny lehilahy nanangana ho zanaka (ray nanangana), ny ray tampo amin' ny ray aman-dreny (ireo dadatoa isan-kolafiny) [1.1]
  [Bara, Sakalava, Taifasy, Taimoro, Taisaka, Tanosy] aba [1.78]
  [Provincial] ada [1.2]
  [Betsimisaraka] baba [1.78]
  dada [1.1]
  ikaky [1.7]
  [Tankarana] kaky [1.19]
Fanazavàna teny anglisy Father [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay Père [1.3, 1.54, 1.8, 1.5]
 Oncle [1.3, 1.5]
 Beau-père, père adoptif, père nourricier, les hommes âgés [1.3]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : ray, raiko, rainao, rainy, raintsika, rainay, rainareo, rain', rain-, raim-
Tovonana : -dray, -draiko, -drainao, -drainy, -draintsika, -drainay, -drainareo, -drain', -drain-, -draim-
Tovy hevitra aba ~ ada ~ baba ~ dada ~ ikaky
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Anaran' olona 
Mpanahaka  andry iankinana ~ haja sy voninahitra ~ kiady sy voninahitra ~ lany voamena zato ~ lany sikajy arivo ~ vato nandiavana
Ohabolana 

Teny iditra ray
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Kasika: Zaza tia ray
Fakana zavatra amin' ny tanana
Fampidirana olona ao an-trano [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action de saisir avec la main [1.3, 1.5]
 Action de prendre, d'accueillir, de donner l'hospitalité, de recevoir, d'admettre [1.3]
Sampanteny 
Tovy hevitra rairay

Teny iditra ray
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Tenim-piontanana fanao eo alohan' ny olona itenenana raha maro: Henoy izao teny izao, ray vahoaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Pour ry : Ray olona! (Ô peuple!) [1.3]

Teny iditra ray
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fanononana haingana ny Iray [1.1]

Teny iditra ray
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  tanamasoandro: the rays of the sun; the spokes of a wheel [1.7]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12